<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>158</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Raha afaka entana aho atý
 Ka tody any an-danitra arý,
 Ny hanakaiky Ilay Tompo tia
 No hifaliako mandrakizay.
 Satriko re ny hanome
 Saotra tokoa eran'ny fo
 An'Ilay maty fa velona
 indray,
 Hatrehiko ao anilan'ny Ray.

[V2]
 'Ndrey ny haren'izao antrany
 izao !
 Izay handovako ilay tany
 vaovao !
 Fa ny hahita ny tavany ao
 No hiadanako mandrakizay.
 Satriko re ..sns.

[V3]
 Hava-malala hihaonako ao,
 Hobin-tra-bonjy hiaraha-
 manao ;
 Mamy indrindra anefa izao ;
 Kristy hatrehiko
 mandrakizay.
 Satriko re ..sns.</lyrics>
<title>Raha afaka entana aho aty FFPM158</title>
<author>Ch. H. Gabriel</author>
</song>